[ Ecouter ce morceau ]
[ Ajouter ce morceau à mon blog ]
- Titre : Mr leeve ft Diadema mes origines
- Album : mes origines
- Année : 2008
Paroles :
ref: mes origines la d'ou je viens
quand j'en parle je me sens si bien
cet endroit qui me rapel
que je ne sui pa d'ici mais viens d'ailleurs
k'aiza tonga eto zay k'aiza
tsy resaka sakaiza fa le rap no makaiza
avy aty mitazana le henjana le mazana
goavana , ny sekako tsy azo tatazana
gasy, manao azy zay gasy
tin'kil le styl rap gasy
tsy miova na aty ivelany aza no mtrace
fa gasy hatramin'ny farany aho de gasy gasy gasy
zama revy be ty ry zama,dory le mozali de apekaro koa le dzama
mafana kôzio izay kof boay akama
aleo any @tanana fa ny aty tsy mahatamana
din vô fôpa kely ela ded gin
pra manenjika an'la ôtrin'tsisy frein
bien tsy koi zany diadema
te hody aho ranga fa matsiaro ilay mada
rahoviana vao hiala mba hisy fifaliana
Mcar ny ahy le tany niavina
liva tairo le pasy
kifeko sur place
original malagasy eoa basy
ref: ............
ceci sont mes origines
ceci sont mes origines
M.A.D.A.G.A.S.C.A.R
tanindrazanay malala Mcar soa
aty zay mventso anao kôfalô anaky roa
rapy gasy tsy ho atao kitoatoa
tonga eto zay mtsay ka hisôma H 2
la rapy ho an-totolo kôzy mamono lolo
le faritany 6 foko 18
tsy asiana kôzy bobaka fa rapy no atobaka
rapy ty tsy akiaka ho an'i Mcar
tsy akisalasala tsisy no terena
rap malagasy ny ah maintso fotsy mena
tsy azonao osena tsy azonao fefena
hivazo hatr@ farany aho fa izay le fanekena
ref:.......